| Entrée | 1 akatsaka | 
| Radical | 2 katsaka | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Asaina mikatsaka, mitady, ilazana olona ampitadiavana zavatra: Ikoto no nakatsaky ny zokinay io boky io fa tsy nahita izy [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |