|
|
|
|

Entrée1  akoho
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazam-borona mpitsindroka, somary boribory vatana bontolontolo vava somary mamokotra, fohifohy elatra ka tsy afa-manidina lavitra, fiompin' ny olombelona hatramin' ny ela be noho ny henany sy ny atodiny, (akohovavy, akoholahy, vontotr' akoho, akohokely)
Ny teny ilazana ny feon' akoho dia ireto avy: mikoraika (ny akohovavy), mikakàka (ny akohovavy hanatody), mikoràka (ny akohovavy avy nanatody na nisy nanaitra), maneno (ny akoholahy), mikohokoho (ny akoholahy miantso ny akohovavy na ny akohovavy miantso ny zanany
Explications en anglais  4  [1.2] the domestic fowl. [Sw. k'aka (?).]
5  [1.7] a chicken
Explications en français  6  [1.54] poule
7  [1.8] poulet
8  [1.405] [akôho] coq, poule [Sakalava-Mayotte]
Exemples  9  [2.293] "Angady no entiko andeha hatakaloko akoho.
10  [2.472] Fa ny akohonay no novonoina ho an' I Manana.
11  [2.131] sao hendratrendratry ny akanga tsara soratra lahy
ka tsy nahatsiaro ny akoho niandry ao an-trano

Morphologie 
12  Simple :
Tous les mots composés  13  76 mots contenant akoho
Vocabulaire  14  Zoologie: oiseaux
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot akoho

Anagrammes  16 akoho, 17 hokoa

Mis à jour le 2025/09/13