|
|
|
|

Teny iditra1 akohovavy
Singan-teny  2akoho, 3vavy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Ny vavy amin' ny akoho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a hen [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 poule [1.8]
8 [akôho vavy] poule [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  9 Dia nasiany akohovavy iray teo afovoany. [2.298#17]
10 Hoy kosa ny akoholahy tamin' ny akohovavy : "Raha tsy hianao, dia lany ritran' ny lava-hoho ny zanako" [2.69#242]
11 Jereo ny biby, hoy indray izy, fa ny akoholahy no tsara volo noho ny akohovavy : ny vorondahy miraratra amin' ny lokony mahavariana, ary ny lambolahy dia voaravaky ny vombony mahafinaritra. [2.5#63]
Voambolana  12 Haibiby: vorona 13 Toe-karena: fiompiana
Sary 

Fivaditsoratra  14 akohovavy, 15 voahivoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11