| Entrée | 1 akoretika | 
| Radical | 2 koretika | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Atao mikoretika tsy milamina, mitsiporetika; akorontana, asafotofoto: Nakoretin' ny ankizy ny fitafiana tao am-bata ka nifangaro be ihany [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |