| Entrée | 1 Alananindro | 
| Partie du discours | 2 nom propre (toponyme) [Liste complète] | 
| Exemples | 3   Tamin' ny androny no nahatongavan' ny Faliandro tany Alananindro.
[2.508] 4 Alananindro ao atsimo - Homatsazo (na Homatrazo) ao andrefana atsimo. [2.508] 5 Tamin' ny andro nanjakan' izy mirahalahy ireo no tonga tany Alananindro ny tafika nentin-dRadama I. [2.508] 6 Nizara telo Alananindro, dia Alananindro vatana ao avaratra, Manambolo ao atsimo ary Onisoa ao andrefana. [2.508] | 
| Mis à jour le 2025/09/10 |   |