| Entrée | 1 alavo |
| Partie du discours | 2 verbe passif |
| Radical | 3 lavo |
| Explications en malgache |
4 [1.1] Azera amin' ny tany, apotraka |
| Explications en anglais |
5 [1.2] to be thrown down 6 [1.7] to be thrown down, to be felled |
| Explications en français |
7 [1.8] qu'on fait tomber (à partir d'une position debout) |
| Exemples |
8 [1.437#] alavo asiana marika, nefa tsy ilana mahazaka.
9 [2.245#] alavo ny omby, dia manomana sakafo ny vehivavy rehetra. 10 [2.857#] ary raha afaka ireo, dia alaina ny omby kasira, ka alavo velona, dia tatahana ny ravin-tsofiny ankavanana, dia entina ny ody handíka ny omby; |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 15 alavo, 16 alova, 17 valao, 18 voala, voalà |
| Mis à jour le 2025/09/13 |
|