| Entrée | 1 amalomalandy | 
| Mots élémentaires | 2 amalona, 3 malandy | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Karazan' amalona fotsy na mavomavo ny kibony ka izany no nahatonga ny anarany hoe amalomalandy; nefa noho izy mandray ny volon' ny toerana misy azy, dia mety haka ny volom-potaka koa izy, ka io no nahazoany ilay anarana faharoa (Halavany: 80 sm eo ho eo; habeny: ohatra ny sandry) [1.1] | 
| Vocabulaire | 6 Zoologie: poissons | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |