| Entrée (1/2) | 1 ambany andrefana | 
| Mots élémentaires | 2 ambany, 3 andrefana | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Exemples | 5   Jeffreys natao lohatrano tao ambany andrefana
[2.649#74] 6 Ato ambany andrefana no misy mamba masiaka lehibe. Ivoaimena no anarany, ka laniny avokoa izay zavatra mandalo ao na olona na omby [2.246] 7 Mimenomenona amin'ny fahatapahan'ny rano eny amin'ny "borne fontaine" ny mponina etsy ambany andrefana eny Ivandry [MaTV] | 
| Analogues | 8 ambanyavaratra, ambanyatsimo, ambanyatsinanana | 
| Entrée (2/2) | 9 Ambany Andrefana | 
| Partie du discours | 10 nom propre (toponyme) [Liste complète] | 
| Exemples | 11   Depuis le 18 mai, le « Parc et Jardin Analamahitsy » dans le quartier d’Analamahitsy Ambany Andrefana dans le Ve Arrondissement de la commune urbaine d’Antananarivo, est devenu un lieu de rendez-vous hebdomadaire pour les accrocs de combat de coqs
[4.12] | 
| Anagrammes | 12 Ambany Andrefana, ambany andrefana | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |