| Entrée | 1 ambaraka ny | 
| Partie du discours | 2 locution | 
| Explications en malgache | 3   Efa..., kanefa mbola. Teny enti-manamafy fotsiny ny hevitry ny teny hoe efa izay matetika ampiarahina aminy avy eo aoriana: Ambaraka ny efa mifona izy, mbola kapohinao ihany. (Efa mifona izy kanefa mbola kapohinao ihany) [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |