| Entrée | 1 ambiroa | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazana fanahy ambanimbany araka ny finoan' ny Ntaolo, toy ny avelo, saingy maharitra aorian' ny fahafatesana kosa; voalaza fa a) na dia mbola velona aza ny vatana dia mety hialan' ny ambiroa vetivety, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana hoe: lasa ambiroa, mampody' ambiroa; b) na ny biby aza dia voalaza fa misy ambiroa; d) rehefa maty ny olona dia manan-toerana alehany ny ambiroa, dia anỳ Ambondrombe izany [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   the ghost of the dead, the spirit of the living. [ar arruh.] See ombiroa. [1.2] 5 the "second soul"; a ghost [1.7] | 
| Explications en français | 6   la "seconde âme"; fantôme [1.8] | 
| Tous les mots composés | 7 2 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 8 Croyances | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 10 ambirao, 11 ambiroa, 12 amboary, 13 aramboy, 14 aribamo | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |