| Entrée (1/2) | 1 amboadia | 
| Mots élémentaires | 2 amboa, 3 dia | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en anglais | 5   [dia, wild.] A dog run wild. [1.2] 6 a wild dog; a wolf [1.7] | 
| Explications en français | 7   chien sauvage; loup [1.8] | 
| Exemples | 8   Ary niara-nisotro teo an-doharano ny amboadia sy ny zanak' ondry, sady niara-niriaria teny amoron-ony ny ombimanga sy ny tokandia.
[2.5] | 
| Vocabulaire | 9 Zoologie: mammifères | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Article | 11 Randzavola: amboadia ao amin' ny Baiboly | 
| Entrée (2/2) | 12 amboadia | 
| Mots élémentaires | 13 amboa, 14 dia | 
| Partie du discours | 15 nom | 
| Explications en malgache | 16   kilalaon'ny ankizy (misy manao reny miaro ny zanany marobe ka ny iray kosa manao ambodia masiaka) [Betsimisaraka]
 [1.78] | 
| Vocabulaire | 17 Jeu | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |