| Entrée | 1 amboarina | 
| Radical | 2 voatra | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Enti-milaza zavatra simba izay karakaraina mba hiverina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Amboary kely itỳ farafara itỳ fa tapaka ny tongony Omanina, karakaraina: Amboary ny sakafon' ny vahiny [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be prepared; to be arranged; to be repaired [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on prépare, qu'on arrange; qu'on répare [1.8] | 
| Exemples | 7   Raha ny fampiasana azy amin' ny andavanandro no jerena dia mitovy hevitra amin' ny hoe amboarina izy io.
[1.519#] 8 Ny kalo dia feo mitaraina amboarina sy angolaina fatratra amin' izay hahamanga azy mba hahahontsa ny mpihaino. [1.437#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 13 2 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 15 amboarina, 16 amboriana, 17 anambario, 18 anamboary | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |