| Entrée | 1 Ambohidrabiby | 
| Mots élémentaires | 2 vohitra, 3 biby | 
| Partie du discours | 4 nom propre (toponyme) [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 5   tanàna an-tampon-tendrombohitra, mifanitsy amin' Ambohimanga, eny andafy atsinanany; 20 km avaratr' Antananarivo. Ankotrokotroka, hono, no anarany tany amin' ny fahagola, ary ny Manendy no tompon' ny tanàna teo, fony izy tsy mbola nankeo Anosivola avaratr' i Mahitsy... [1.10] | 
| Vocabulaire | 6 Géographie: agglomérations | 
| Analogues | 7 nytendrombohitraroambinifolonytendrombohitraroambinifoloalt | 
| Illustrations | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |