Entrée | 1 amely |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 vely |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza ny zavatra ampiasaina ho enti-mamely, saingy amin' ny hevitra an' ohatra ihany; itezerana, andevilevena: Mafy izay teny nameliny ahy izay |
Exemples |
5 [2.472] Nisy olona niroso amely tsy nanana afa tsy langilangy, hita ny andia-mpiady izay lefona no netiny nisetra akanin-tafondro marovava, nisy ny antsibe sy kalazano mba hany fiadina tao amin'ny toby
|
Morphologie |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot amely |
Anagrammes | 10 amely, 11 Elima, 12 miale |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |