|
|
|
|

Teny iditra1  ampahafito
Fototeny  2 fito
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [ampahafito] 4 Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina fito: Enina ny roa ampahafiton' ny iraika amby roapolo [1.1#65]
Fanazavàna teny anglisy  [ampahafitony] 5 the seventh part. [1.2#191]
Fanazavàna teny frantsay  [ampahafitony] 6 la septième partie [1.3#174, 1.5#119]
Ohatra  7 
Haiendriteny 
8  Tsotra :
Voambolana  9  Matematika: rafitrisa
Mpanahaka  10  ampahadimy, 11  ampahafolo, 12  ampahasivy, 13  ampahatelo, 14  ampahavalo, 15  ampahazato, 16  ampahefatra, 17  ampahenina
Kamban-teny rehetra  18 ampahafito amby ny folony

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08