|
|
|
|

Entrée1  ampahasivy
Partie du discours  2  nom
Radical  3  sivy
Explications en malgache  4  [1.1#66] [ampahasivy] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina sivy
Explications en anglais  5  [1.2#577] [ampahasiviny] one ninth
Explications en français  6  [1.3#613, 1.5#264] [ampahasiviny] un neuvième
International  7  [3.1] 1/9
Exemples  8  [2.643#28] Ary dia nanjary ampahasivin' ny tany sisa no anjarako
Morphologie 
9  Simple :
Tous les mots composés 
Vocabulaire  11  Mathématiques: arithmétique
Analogues  12  ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahafolo, ampahazato

Mis à jour le 2025/09/12