| Entrée | 1 ampalibe | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   voankazo fihinana izay hita any avaratra atsinanana [Betsimisaraka]
 [1.78] 4 hazo lehibe tsy fahita afa-tsy amin'ny tany mafana, be tavolo ny voany ary anisan'ny lehibe indrindra amin'ny voankazo rehetra fa mety mahatratra 15 kilao; ny tsirony, mamy sy matsiro, saingy misy fofony maherihery kosa. [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   the jackfruit tree (Artocarpus integrifolia) [Betsimisaraka]
 [1.2] | 
| Explications en français | 6   jacquier (Artocarpus integra, Urticaceae) [1.5] 7 (de ampaly (2), et be = grand). Nom d'abord donné à plusieurs figuiers : Ficus guatteriifolia Baker (Moraceae). [Sakalava] Ficus pachyclada Baker (Moraceae). [Sihanaka] Mais depuis l'introduction du Jacquier, Artocarpus heterophyllus Lam. (Moraceae), arbre fruitier bien connu, c'est à ce dernier qu'on donne en général le nom d'ampalibe. [1.196] | 
| Vocabulaire | 8 Botanique: arbre | 
| Synonymes | 9 finesy, kimahatorolela | 
| Nom scientifique | 
 | 
| Illustrations | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |