| Entrée | 1 ampanenoina | 
| Radical | 2 neno | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Exemples | 4   ary sarinety roa lehibe teo andrefan-trano ampanenoina mandrakariva.
[2.48] 5 kanjo kalokalo mitaraindraina no nampanenoin' ny rantsany malefalefaka [2.499] 6 na araka ny hevitry ny sasany, dia milaza fa tokony hiato kely ny feon' ny mpihira, fa ny trompetra ihany no ampanenoina. [1.38] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/10 |   |