| Entrée | 1 ampiadina | 
| Radical | 2 ady | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Asaina miady [1.1] | 
| Exemples | 5   Any Anatirova no ampiadina.
[1.437#] 6 Rehefa kaniry ny angely vao ampiadina. [1.437#] 7 Aza mba fa zanatanin' olona lehity, fa sahala amin' ny alika ialahy, ampiadina dia miady tokoa! [2.472#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |