| Entrée | 1 ampijalina | 
| Radical | 2 jaly | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en anglais | 4   to be made to suffer; to be tortured [1.7] | 
| Explications en français | 5   qu'on fait souffrir; qu'on torture [1.8] | 
| Exemples | 6   Na misy aza ny Malagasy ampijalina, na misy aza ny Malagasy mankasitraka sy manampy fanorotoroana ny fireneny, misy koa ny mamaly bontana izany sy miatrika amin-kerim-po sy fahasahiana ny maha-Malagasy tsy tia handevoizina azy.
[2.472#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |