Entrée | 1 ampirehetana |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 rehitra |
Explications en français |
4 [1.3] |
Exemples |
5 [2.996] Tsy hisy hampirehetana afo ny tranonareo amin' ny sabata
6 [2.4] Mba tsy hiandrasako ela, nampirehetany feran' arina aho ary dia nopasohiko lena ny akanjoko 7 [2.996] Izy rehetra mpaka vadin' olona avokoa, hoatra ny fatana nampirehetan' ny mpanao mofo afo, izay mitsahatra tsy misoron' afo, hatramin' ny nametafetany ny koba ka mandra-pivontony |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |