| Entrée (1/5) | 1 an' an- | 
| Partie du discours | 2 forme morphologique de any | 
| Explications en malgache | 3   (am- eo alohan' ny b sy ny p) Teny mpampiankina fampiasa: eo alohan' ny anaran-tsamirery, ny mpisolo anarana na mpamaritra anarana manondro (izany, itỳ, izao...): a) raha atao teny fameno izy ireo: Nahita an-dRakoto aho omaly. Tsy nahalala an' izany velively izy; b) raha ilazana tompon-javatra: An-dRalahy ve ireo omby ireo? Tsia, tompoko, an' izany olona avy any Antsahafiraisana izany, hono. Eo alohan' ny anaran-toerana izay aorian' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana koa: Lasa any an-tsena izy, fa tsy any am-pantsakana akory Hoenti-misolo ny amin- mba hilazana fomba na toetra: Mihira an-kafaliana (amin-kafaliana) ny ankizy [1.1] | 
| Exemples | 4   Inty ho an' Ingahy Sefo
[2.470#36] 5 an' iza moa ity loha ity? [2.528#92] 6 Inona no ezaka atao hanapariahana an' izany? [4.27#2007/08/10] 7 Dia nanao an-tsitri' Ifara [2.69#140] 8 Nidina teny an-tanimbary izy [2.442#74] 9 Efa natao avokoa izay handre-sena lahatra an' i Dada tany an-tsena [2.445#80] | 
| Morphologie | 
 | 
| Entrée (2/5) | 11 an~ | 
| Partie du discours | 12 préfixe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 13   Tovona fanaovana fototeny faharoa tsy dia manan-kevitra manokana: Anjara (zara), anjaika (zaika) [1.1] | 
| Entrée (3/5) | 14 ~an~ | 
| Partie du discours | 15 infixe [Liste complète] | 
| Entrée (4/5) | 16   an  | 
| Partie du discours | 17 article [Liste complète] | 
| Explications en anglais | 18   iray, anankiray [1.17] | 
| Entrée (5/5) | 19   an  | 
| Partie du discours | 20 nom | 
| Explications en malgache | 21   taona, herintaona, taona nahaterahana: il y a dix ans qu'il est mort, folo taona izay no fahafatesany; il y a eu un an d'intervalle entre la mort de ces deux époux, nifarenintaona no nahafatesan' izy mivady [1.4] | 
| Explications en français | 22   taona: an l'an 2000, amin' ny taona roa arivo herintaona: dans un an, afaka herintaona; sa maladie a duré un an, naharitra herintaona ny aretiny [1.66] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |