| Entrée | 1 anabavy | 
| Mots élémentaires | 2 anaka, 3 vavy | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Ny vehivavy izay iray tam-po amin' ny lehilahy. Tsy mba mandray ny tovona "mi" sy "mpi" toy ny anadahy/rahalahy/rahavavy izy. Ny hoe anabavy/anadahy/rahalahy/rahavavy amin' ny Malagasy dia tsy mba voafetra ho ny mpiray tam-po ihany. [1.10#A.499] 6 Vehivavy iray tampo amin' ny lehilahy iray: Namangy anay Ralay sy ny anabaviny ~ Rasoa no anaran' ny anabavin-dRabia [1.1] | 
| Explications en anglais | 7   A man's sister. Used of women when men are speaking. See rahalahy [1.2] 8 A man has rahalahy and an anabavy [1.26#13] 9 The sister of a man [1.7] | 
| Explications en français | 10   Soeur d'un frère [1.54] 11 La soeur d'un homme [1.8] | 
| Exemples | 12   Anabavin'Andriambelo izy
[2.508#374] 13 Ataoko tenako fa vadiko, ho solon-dreny sy anabaviko. [2.928] 14 Izay taranaky ny anabavy rehetra, Iahy sy vavy, izany no Zana-behivavy. [2.245#30] 15 Olona osa kosa ny toy ireny, ka mandefona ivoho hoatra ny zanak' anabavy ratsy. [2.285#191] | 
| Morphologie | 
 | 
| Vocabulaire | 17 Rapports: famille | 
| Analogues | 18 anadahy, rahalahy, rahavavy | 
| Proverbes | 19 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |