| Entrée | 1 anakandroana | 
| Radical | 2 anakandro | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Voan' ny anakandro; matetika anefa ilazan' ny olona ny anakandro mihitsy io teny io: Toa misy anakandroana izany tavanao izany [1.1] | 
| Explications en français | 5   dartreux [1.3] 6 dartre [1.54] | 
| Exemples | 7   izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy.
[2.996#] | 
| Vocabulaire | 8 Santé | 
| Autres orthographes | 9 anakandroina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |