Entrée | 1 andao |
Partie du discours | 2 impératif du verbe passif [Liste complète] |
Radical | 3 leha |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fihasimban' ny hoe andeha: Raha arahina matoanteny izy, dia entina mitaona: Andao hitsangantsangana. Raha mandeha irery, dia mitovy hevitra amin' ny hoe roso na lasa! Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Andao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia |
Explications en anglais |
5 [1.2] [An irregular Imperative from mandeha, to go.] Let us go, let us be off. See leha. |
Explications en français |
6 [1.3] partons, allons |
Autres orthographes | 7 ndao |
Proverbes | 8 Proverbes contenant le mot andao |
Anagrammes | 9 adano, 10 adona, Adona, 11 andao, 12 doana |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |