| Entrée | 1 andinihana | 
| Radical | 2 dinika | 
| Partie du discours | 3 verbe relatif | 
| Exemples | 4   Vao mainka zendana ihany rahateo koa izy ireo, indrindra Rasoa antoky ny fikarakarana, fa toa mihatsara Rainitoandro, raha ny resaka ataony sy ny fahamiramiranany no andinihana izany.
[2.470#] 5 Ao anatin'izany fiovana tsy miato eo amin'ny tontolo ankapobeny izany no tsy maintsy andinihana ny fanabeazana, ka anarahana ny fivoarany manaraka ny fandrosoan' ny fotoana sy ny fiarahamonina. [2.606#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/10 |   |