|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ando
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitambaran' ny pitidrano kely hita eny an-tendron' ny ahitra amin' ny maraina sy ny hariva, vokatry ny fivonganan' ny etona ho tonga rano.
Explications en anglais  4  [1.2] the dew. [Ar. an-naad, or Mal. ambun (?), dew.]
5  [1.7] dew
Explications en français  6  [1.3, 1.8, 1.13] rosée
7  [1.3] l'humidité
Exemples  8  [2.298#7] Savasava ranon' ando ihany anefa ity.
9  [2.285#170] Varobarotra madinika no nataony : namaky ando maraina, namonjy tsena;
10  [1.38] Nandritra ny telo taona nipaka dia tsy nisy ando na ranonorana, na dia kely aza;
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Proverbes  27  Proverbes contenant le mot ando
Article  28  Randzavola: ando ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)29  Ando
Partie du discours  30  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Mots élémentaires  31  ando
Auteur  32  Andriamanantena Georges
Editions  1977.

Anagrammes  34 Ando, ando, 35 dona, 36 ndao, 37 Noda, 38 onda

Mis à jour le 2025/09/13