| Entrée (1/2) | 1 andohalambo | 
| Mots élémentaires | 2 loha, 3 lambo | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Rafi-bato na biriky, izay vita mitatao mivohon-tsotro ka atao tataom-baravarana na vavahady Karazana rafitra, vato na hazo, boribory kaoka ny atiny: Varavarana misy andohalambo [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   an arch [1.2, 1.7] 7 a circular frame, etc. [1.2] 8 a vault [1.7] | 
| Explications en français | 9   cintre [2.415#6618, 1.8] 10 arceau, voûte, ogive [1.8] 11 arc [1.13] | 
| Exemples | 12   tsy nasiana tafo ilay fiarakodia tamin' io, fa tany ivelanin-tafo sy rairain-drindrina ary ny vy tohan' ireny manao andohalambo no teo.
[2.472#] 13 Mahatalanjona loatra ny nanaovany ny tranony amin' izato efitra sy rihana manana ny antony avy, mbamin' ny andry sy andohalambo vita tsara ao anatiny. [2.445#] | 
| Vocabulaire | 14 Economie: bâtiments, travaux publics | 
| Synonymes | 15 lohalambo | 
| Entrée (2/2) | 16 andohalambo | 
| Partie du discours | 17 nom | 
| Explications en français | 18   La pièce de cinq francs à l'effigie de Victor Emmanuel d' Italie, à cause des armes [2.415#6618] | 
| Vocabulaire | 19 Economie: finances, gestion | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |