| Entrée | 1 loha | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Faritra ambony indrindra amin' ny tenan' ny olombelona -- ary aloha indrindra kosa ho an' ny biby -- izay mizara roa: ny eo anoloana misy ny maso, orona, sofina, vava, ary ny ao an-damosina rakotry ny volo, fa ny ao anatiny kosa misy ny ati-doha fototry ny fihontsonana sy ny fisaintsainana ary ny finiavana: Nianjera izy ka vaky ny lohany (raha ny ao anatin' ny loha no lazaina, dia ny teny hoe andoha no ampiasaina: Marary ny andohako; jereo Andoha Saina: olona kely loha koa izay nametraka itỳ teto Lehibe mpitarika: Rainivoanjo no lohany tamin' io raharaha ratsy io Tendrony aloha amin' ny zavatra iray: Nifatratra tao anaty zozoro ny loha lakana Karazana: Maro loha ny sakafo narosony ho anay [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   the head; the front part [1.7] | 
| Explications en français | 5   la tête; la partie avant [1.8] | 
| Exemples | 6   Elo manga miofon'andro ambony loha;
[1.257#] 7 Dia hisy loha ho tapaka indray atsy ho atsy! [2.528#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 22 242 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 23 Biologie 24 Espace | 
| Analogues | 25 filoha, lehibe, tale, mpitondra, mpitarika, mpifehy, mpanapaka, mpandidy, vovonana iadian' ny lohany, loholona, ben' ny tany, ray aman-dreny, tompomenakely, tompombodivona, mpanjaka, andriana, andriamanjaka | 
| Holonyme | 
 | 
| Méronymes | 
 | 
| Co-méronymes | 
 | 
| Proverbes | 54 Proverbes contenant ce mot | 
| Article | 55 Randzavola: loha ao amin' ny Baiboly | 
| Anagrammes | 56 halo, 57 hola, 58 laho, 59 loha | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |