| Entrée | 1 andramana | 
| Radical | 2 andrana | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   enti-milaza ny zavatra hangalana kely mba hafantarana ny tsirony [Betsimisaraka]
 [1.78] 5 Tsapaina kely mialoha: Vao nandramana ilay angady dia tapaka Fantarina kely ao am-bava ny tsirony: Andramo kely ny siran-daoka, ry Fara a! [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   to be tasted, to be commenced, to be tried. [1.2] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 manao mangidy tsy andramana | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |