Entrée | 1 andrarana |
Partie du discours | 2 verbe relatif |
Radical | 3 rara |
Explications en français |
4 [1.3#513] |
Exemples |
5 [2.285#18] Fahiny dia ny fandikana ny fadin' ody aman-tsampy no natao hoe "ota" : nihinana tamin' ny zavatra andrarana, niasa tamin' ny andro tsy fiasana, sns.
6 [2.606#115] ao no anambaran'ny vehivavy ny fahoriany sy amalian' ny zatovo na tanora an-kolaka ny fifehezan'ny lehibe azy, toy ny fisotroana toaka izay andrarana azy foana. |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 12 andrarana, 13 arandrana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |