| Entrée (1/5) | 1 andre | 
| Partie du discours | 2 interjection [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Tenim-piontanana milaza: -- Fahatairana: Andre! inona ity ataonao, anaka? -- Figagana: Andre! mahavariana ny mandinika ny habakabaka! -- Nenina, alahelo: Andre! vorona, hono, izany izaho ka afa-nanidina nankany aminay! [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   an expression of astonishment. See adre, odre. [1.2] | 
| Entrée (2/5) | 5 andre | 
| Partie du discours | 6 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 7   moa? Va? Angaha? [Bara]
 [1.78] | 
| Synonymes | 8 andra | 
| Entrée (3/5) | 9 andre | 
| Partie du discours | 10 nom | 
| Explications en malgache | 11   manavy, fanihy, vorona kely sahala amin'ny fanihy nefa kelikely kokoa [Betsimisaraka]
 [1.78] | 
| Vocabulaire | 12 Zoologie: mammifères | 
| Autres orthographes | 13 andrehy | 
| Entrée (4/5) | 14 Andre | 
| Partie du discours | 15 nom propre (biblique) [Liste complète] | 
| Explications en anglais | 16   Andrew [2.996] | 
| Explications en français | 17   André [2.996] | 
| Exemples | 18   Dia lasa Filipo nilaza tamin'i andre ka dia i andre sy Filipo no niara-nilaza tamin'i Jeso
[2.996] | 
| Vocabulaire | 19 Ecritures Saintes | 
| Autres orthographes | 20 andrea | 
| Citations bibliques | 21 Chapitres et versets citant Andre | 
| Entrée (5/5) | 22   André  | 
| Partie du discours | 23 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] | 
| Anagrammes | 24 andre, Andre | 
| Mis à jour le 2025/10/12 |   |