| Entrée | 1 angamba | 
| Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisalasalana, izany hoe tsy fahafantarana marina izay hitranga na izay mitranga any lavitra tsy atrehi-maso: Manavy angamba izay i dada ~ Ho tratrako ihany angamba ny voalohany ~ Ho vitanao ve itỳ asa itỳ rahampitso? Angamba [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   see angaha [1.2] | 
| Exemples | 5   Ary angamba talohan'izay nahitanao azy no nahitako azy.
[2.324] 6 Zanakao daholo angamba ireto, raha tsy diso aho, Ramatoa? [2.470] 7 angamba aza, amin' izay fotoana izay, izaho no olombelona ho halanao indrindra... [2.471] | 
| Dérivés | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |