| Entrée (1/2) | 1 angamerana | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   karazam-biby anaty rano izay mafy sy marokoroko ny hodiny, ka azo anaovana honkon' antsy, na varombom-pamaky na angady, ets. ; ny tendron-drambony aza dia fanao zaran' antsy. Atao hoe koa angamira izy. [1.10#A.243] 4 Anaram-biby any anaty rano, mafy hoditra [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   [mira, equal.] Name of some animal of which the skin is imported to make knife-handles, rings, or ferrules [Provincial]
 [1.2] | 
| Exemples | 6   Nony ilay efa natory tsara iny ny olona, dia nesoriny ny angamerana niakanjoany
[2.69] | 
| Entrée (2/2) | 7 angamerana | 
| Partie du discours | 8 nom | 
| Explications en malgache | 9   Anaran-kazon' ala vaventy, fanaovana sary sokitra, tongo-parafara (Vernonia merana) [1.1] | 
| Explications en français | 10   (de angatra et merana) Brachylaena merana (Baker) Humbert (Asteraceae). En dépit de son nom, cet arbre n'est pas toxique. Il fournit un bois employé en construction. C'est quand on l'employait à la construction des tombeaux qu'il était nommé angamerana. [Merina]
 [1.196] | 
| Vocabulaire | 11 Botanique: arbre | 
| Synonymes | 12 merana | 
| Nom scientifique | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |