| Entrée (1/4) | 1 angatra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Tsy fanaovana araka ny rariny fa manome tombony na hitsiny ny hafa tsy tokony homena, na tsy manome izay tokony homena; fizarana tsy marina; fitanilana ka misy tombo sy hala, misy omena be misy omena kely. (Tsy fampiasa amin' izao fa miaraka amin' ny tsy mandrakariva: Tsy angatra fa mahay kosa aloha ny zana-dRasoa e!) [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   partiality [1.2, 1.7] 5 unfair dealing, unfair judgement also false praise, flattery. [1.2] 6 unfairness [1.7] | 
| Explications en français | 7   partialité, préférences [1.8] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 13 5 combinaisons de ce mot | 
| Entrée (2/4) | 14 angatra | 
| Partie du discours | 15 nom | 
| Explications en malgache | 16   lolo, avelo, fanahy [Betsimisaraka]
 [1.78] 17 matoatoa na lolo [Tanala] [1.78] 18 Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo [1.1] | 
| Explications en anglais | 19   spirit, ghost, demon. [1.2] 20 a ghost [1.7] | 
| Explications en français | 21   ambiroa [Merina]
 [2.165] 22 fantôme [1.8] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 25 4 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 26 Croyances | 
| Analogues | 27 lolo, matoatoa | 
| Proverbes | 28 Proverbes contenant ce mot | 
| Citations | 29 Textes citant ce mot | 
| Entrée (3/4) | 30 angatra | 
| Partie du discours | 31 nom | 
| Explications en malgache | 32   Aretin' ny fantson' ny lalandrano amin' ny tenan' ny olombelona, izay vokatry ny mikraoba iray azo avy amin' ny fahalotoam-pitondran-tena [1.1] 33 karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13] | 
| Explications en anglais | 34   gonorrhea, dyschuria; occasional pain in micturation. [1.2] 35 gonorrhea [1.7] | 
| Explications en français | 36   blennorragie [1.8, 1.54, 1.13] | 
| Tous les mots composés | 37 5 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 38 Santé | 
| Analogues | 39 akohofotsy, ambaniana, famehy, farasisa, fiandry, fifia, vania | 
| Entrée (4/4) | 40 angatra | 
| Partie du discours | 41 adjectif | 
| Explications en malgache | 42   maivana [Taimoro]
 [1.78] | 
| Synonymes | 43 miangatra | 
| Anagrammes | 44 angatra, 45 atranga | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |