| Entrée (1/2) | 1 ange | 
| Partie du discours | 2 particule [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   kian-teny entina manaitra kokoa ny sain' ny olona antsoina na itenenana mba hihainoany tsara izay holazaina aminy: Etsy ange! Avia ange! Nahoana ange hianao no tsy mba nandeha! Jereo ange! Ahoana ange izany teninao? [1.10#A.253] 4 Kian-teny kely enti-manintona ny sain' olona iresahana ka mitaona azy amim-piangentsanana kely hanao zavatra na hanatona: Jereo ange itỳ sariko ~ Avia ange hilazako zavatra e! Raha aorian' ny mpamaritra matoanteny manontany ny ange dia manamafy kely ny fanontaniana amim-pomba somary miangentsana: Nahoana ange no tsy valianao ny fanontaniako? [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   used to soften commands: Jereo ange (Look) [1.7] | 
| Explications en français | 6   qui sert à adoucir les commandes: Jereo ange (Regardez un peu!) [1.8] | 
| Exemples | 7   Ahoana ange izany?
[2.285#] 8 Andramo kely ange! [2.528#] 9 Jereo ange, hoy izy. [2.499#] 10 Manahoana ange leiroa? [2.1022#] | 
| Tous les mots composés | 11 2 combinaisons de ce mot | 
| Autres orthographes | 12 angea, angeha | 
| Entrée (2/2) | 13   ange  | 
| Partie du discours | 14 nom | 
| Explications en malgache | 15   anjely: L'ange gardien (Ny anjely mpiambina) olona madio fo, olona lavorary [1.4] 16 anjely olona tsara fanahy dia tsara fanahy. [1.9] | 
| Vocabulaire | 17 Croyances | 
| Analogues | 18 etre aux anges | 
| Anagrammes | 19 ange, 20 enga, 21 gena, 22 Nagè | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |