| Entrée | 1 angolangola | 
| Radical | 2 angola | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   jereo angola [1.1] | 
| Explications en français | 5   demandes importunes, fantaisies, caprices Figuré: fion, notes d'agréement en musique [1.3#46] | 
| Exemples | 6   Tsy dia vola be tsy akory izany omena ny zafy izany, fa hanta sy angolangola hiany, satria mbola velona izahay mivady raibeny sy renibeny.
[2.59#] | 
| Proverbes | 7 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/07 |   |