Entrée | 1 anjoro firarazana |
Mots élémentaires | 2 an-joro, 3 firarazana |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 ny atao hoe anjoro na zoro firarazana dia ny zoron-trano avaratra atsinanana; mitodika any amin' io toerana io ny raim-pianakaviana ntaolo taloha amin' ny tsinan' ny alahamady ka mitanisanisa firarian-tsoa ho an' ny taranany, fa io no taombaovao tamin' ny Malagasy fahiny [1.1] |
Explications en anglais |
6 [anjorofirarazana]
[rary, chanting, prayers.] The north-east corner of a house where the rary is sung and the sorona is usually made. [1.2] |
Exemples |
7 Dia nandohalika nanatrika teo anjorofirarazana izy ka nivavaka hoe : Eny Andriamanitra, Andriananahary!
[2.588]
|
Autres orthographes | 8 anjorofirarazana |
Analogues | 9 zorofirarazana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |