| Entrée | 1 anjoy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   soy manga, karazam-boron-kely mpitsentsitra felan-kazo indrindra fa ny felan-akondro, voronkely maitsomaitso volo sady lava vava [Tanala]
 [1.78] | 
| Explications en anglais | 4   a bird. Same as anatsoy. [1.2] | 
| Vocabulaire | 5 Zoologie: oiseaux | 
| Synonymes | 6 anatsoy | 
| Anagrammes | 7 anjoy, 8 injao, 9 jaony, 10 jiona, 11 Joany, 12 Jonia | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |