| Entrée | 1 ankabeazany | 
| Radical | 2 be | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany vaovao izany ny ankabeazany aminay [1.1] | 
| Explications en français | 5   grande quantité, majorité, la plupart [1.5] | 
| Exemples | 6   Misy koa fotsy sy sada, fa ny ankabeazany dia mena.
[1.38] 7 Ny ankabeazany aminy rahateo moa efa any am-ponja. [2.472] 8 Ny ankabeazany koa anefa dia mahazo vola avy any Madagasikara, saingy tsy ampy, ka voatery hikarama amin' ny fotoana mahalalaka. [2.471] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 10 ny ankabeazany | 
| Autres orthographes | 11 ankabiazany | 
| Analogues | 12 ankamaroany, ankabetsahany | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |  |