| Entrée | 1 ankalamanjana | 
| Radical | 2 halamanjana | 
| Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 4   [an-kalamanjana]
 Amin' ny toerana tsy takona fa miharihary: Natao teny an-kalamanjana ny fanononana ny valim-panadinana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   in the open air, outdoors [1.7] | 
| Explications en français | 6   en plein air [1.8] | 
| Exemples | 7   Nanao fihinanana ankalamanjana, kosa, ny be sy ny maro.
[2.270#] 8 indraindray ihany koa manaraka andro etsy sy eroa, eny amoron-kady sy ankalamanjana eny. [2.470#] | 
| Tous les mots composés | 9 toeram-piasana ankalamanjana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |