| Entrée | 1 an-kilahila | 
| Partie du discours | 2 locution | 
| Explications en malgache | 3   Eo amin' ny toerana misolampy tsy azo itombenana tsara: Andeha ho eny an-dohasaha fa an-kilahila itỳ misy antsika itỳ ka sarotra ananganan-day Toerana tsy mampiorin-tsaina: An-kilahila ny fiainan-dRakotoamin' izao fotoana tsy ahitany asa izao [1.1] | 
| Exemples | 4   Mac Mahon kosa indray dia eo ankilahila ambony atsinanan'ny trano fiangonana, làlana tokony ho 7 minitra.
[2.588#] | 
| Proverbes | 5 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |