| Entrée | 1 anoarana | 
| Radical | 2 hoatra | 
| Partie du discours | 3 verbe relatif | 
| Explications en français | 4   [1.3#256] | 
| Exemples | 5   Tsy te-hino ny saiko adalan' ny nenina, nefa teo anoloan' ny tsy azo anoarana, dia voatery tsy maintsy nanaiky ny zava-nisy.
[2.471#] 6 Tsy ilaina angamba ny hilaza fa iry fian-kevitra voalohany no notohanan'ny Frantsay, nony tojo ny tsy azo anoarana izy, ka voatery hanome antsika fizakan-tena? [2.503#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |