| Entrée | 1 antenimiera | 
| Mots élémentaires | 2 teny, 3 miera | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Fivorian' olona vitsivitsy ao anatin' ny fikambanana iray mba hihevi-draharaha [1.1] 6 andrim-panjakana iray misy ny olom-boafidy mamolavola mifidy ary mandany ny lalàna [1.13] | 
| Explications en français | 7   assemblée [1.13, 1.5] | 
| Tous les mots composés | 8 antenimieran' ny fifampifehezana | 
| Synonymes | 9 komity | 
| Analogues | 10 komity | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |