| Entrée (1/2) | 1 antra | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Fatra-pangoraka, fatra-pihetsi-po mahita ny fahorian' ny hafa: Antra olona iny vehivavy iny fa tsy mitsahatra ny manome zavatra an' izay mangataka aminy [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   compassionate, feeling pity [1.7] | 
| Explications en français | 5   humain [1.66.fr#494] 6 compatissant, charitable [1.3, 1.8] | 
| Exemples | 7   antra olona izy
[1.3] 8 Hoy ianareo hoe mba antra na nitsetra ahy ny mpijery? [2.4] 9 Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! [2.528] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 20 antra olona | 
| Entrée (2/2) | 21 antra | 
| Partie du discours | 22 nom | 
| Explications en malgache | 23   Alahelo, fangorahana, fitserana, fihetseham-po te-hamonjy nahanampy: Lehilahy be antra iny lasa iny [1.1] | 
| Explications en anglais | 24   pity, compassion, tenderness, charity. [1.2] | 
| Vocabulaire | 25 Emotions | 
| Anagrammes | 26 antra, 27 ranta | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |