|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antsika |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny isika raha atao teny fameno: Mahita antsika Andriamanitra, na raha atao milaza tompon-javatra: Antsika ny fahadisoana ka aoka handefitra isika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 Us, ours (including the persons addressed); used as accusative and possessive case of isika.
[1.2] 5 us. (plur. inclusive as object); ours [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Nous, à nous (y compris ceux à qui on parle). Manaratsy antsika izy: il dit du mal de nous. Antsika ity akoho ity: Ce poulet est à nous. Antsika ny manamboatra io tetezana io: c'est à nous à arranger ce pont. Antsika no antsika izany: c'est notre affaire.
[1.3] 7 Nous, à nous (inclusif). [1.5] 8 Nous (pluriel inclusif - objet), nôtre, à nous. [1.8] |
| Mpanahaka | 9 isika, 10 ntsika |
| Kamban-teny rehetra | 11 ny antsika |
| Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 13 antsaky, antsika, 14 kiantsa, 15 sintaka, 16 tsanaky, 17 tsinaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|