| Entrée (1/2) | 1 isika | 
| Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: Samy olombelona mety diso daholo isika. (Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia izahay no ampiasaina: Malagasy izahay fa ianareo vazaha). [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   we, including the speaker and the spoken to. Compare izahay. [Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.]) [1.2] 5 we (including those addressed) [1.7] | 
| Explications en français | 6   nous (y compris ceux à qui on parle). [1.3] 7 nous (inclusif) [1.5, 1.8] | 
| Explications en italien | 8   noi [1.18] | 
| Tous les mots composés | 9 4 combinaisons de ce mot | 
| Analogues | 10 antsika, -ntsika | 
| Tableaux et planches | 11   Tous les pronoms | 
| Entrée (2/2) | 12 ïsika | 
| Partie du discours | 13 nom | 
| Explications en malgache | 14   hira [Sihanaka]
 [1.78] | 
| Synonymes | 15 hosika | 
| Anagrammes | 16 Akisy, 17 isaky, 18 ïsika, isika, 19 saiky | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |