| Entrée | 1 antsiraka | 
| Radical | 2 tsiraka | 
| Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 4   [an-tsiraka]
 amoron-dranomasina: Monina any an-tsiraka efa ho telo taona mahery izy izao [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   in the coastal regions [1.7] | 
| Explications en français | 6   dans les régions côtières [1.8] | 
| Exemples | 7   Fantany ankehitriny ny mahatonga azy ho fifaliana, fa toy ny hitan' ny masony ny avelon' ireo nila ravin' ahitra taty antsiraka kanjo lavo teo an-tany fiadiana.
[2.5#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |