| Entrée (1/2) | 1 antsiva | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   anjombona atao amin'ny akorandriaka [Betsimisaraka]
 [1.78] 4 anjombona na anjomara fanairana na filazana [Tanala] [1.78] 5 Anjombona [Bara, Tanosy] [1.78] 6 Anjombona vita amin' ny akorandriakan-dranomasina, fampiasan' ny any amorontsiraka indrindra mba hamory fokonolona. Manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno koa ny antsiva amin' ny foko sasany: sambatry ny Antambahoaka, antsan-tromba, baheza... [1.1] | 
| Explications en anglais | 7   a shell which is blown in following the petty sovereigns in the provinces, or to assemble the people. Same as angaroha, and anjombona. [1.2] 8 a bugle made from a conch shell [1.7] | 
| Explications en français | 9   cor d'appel fait d'une conque marine [1.8] | 
| Exemples | 10   Rahefa izany, dia noraisiny ilay antsiva teny aminy ka notsofiny inefatra toy ny taloha;
[2.357#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Vocabulaire | 12 Musique: instruments | 
| Analogues | 13 anjomara, anjombona, bingona | 
| Entrée (2/2) | 14 antsiva | 
| Partie du discours | 15 nom | 
| Explications en malgache | 16   anjomaso [Taimoro]
 [1.78] | 
| Anagrammes | 17 antsavy, 18 antsiva, 19 vatsina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |