|
|
|
|

Entrée1  aompana
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  ompana
Explications en malgache  4  [1.1] Atao miompana, aankina: Naompany tamin' ny vody hazo izy talohan' ny hikapohany azy
Araikitra, ankinina: Azo aompana amin' ny fahaizana teknika fotsiny ve ny fandrosoan' ny firenena?
Explications en anglais  5  [1.2] to be tied to.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10 ampanoa, 11 aompana

Mis à jour le 2025/09/12